|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zara
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Matematika: rafitrisa
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo [1.1]
5  Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary? [1.1]
6  Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  A lot, a share [1.7]
8  A division [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  Part, lot; partage [1.8]
10  Division, quotient [1.13]
Ohatra  11  Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy! [2.69]
12  Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray. [2.472]
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Lohateny 
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny zara io

Teny iditra (2/2)30  Zara
Sokajin-teny  31  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  32  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  33  Zerah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  34  Zérah [2.996]
Ohatra  35  Joda niteraka an'i Faresa sy zara tamin'i Tamara; [2.996]
Tovy hevitra  36  zera, zera
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  37  Toko sy andininy momba Zara
Tsanganana sy sary iray takila  38  Fitanisana
Lahatsoratra  39  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zara

Fivaditsoratra  40  raza, zara

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15